Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tandrignesa (Chorale Feo Vaon'ny Fitiavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tandrignesa hely hoy zaho tandrignesa
f’ hikoragna Zagnahary hikoragna @tsika e He ia
Tandrignesa hely hoy zaho tandrignesa
Ny teninjagnahary masina sy mahery
Koa aza misalasala fa avia havako ooo
Ny teninjagnahary masina sy mahery
Antsika jiaby e ehe Tandrignesa e he ia
Ny teninjagnahary masina sy mahery
Hô oooh ka raiso zalahy he
REF:
Raiso ny teniny ary ampiaro @fiainana e he
Ankatoavy ny teniny ka tanterao @fianinan e zzzs he
Ka Ho sambatra izay mino ny hafatra ambarany
Fa Ho sambatra izay mino ny hafatra zarv ambarany
Hô oooh ka raiso e
Tandrignesa ely hoy zaho tandrignesa
F’ hikoragna Zagnahary hikoragna @tsika e He jfeksvtq ia
Tandrignesa ely hoy zaho tandrignesa
Ny teninjagnahary masina sy mahery
Ny teny hambarany aharitra mandrakizay
Ny Teninjagnahary masina sy mahery
Ka tsy ho megnatra ireo mino azy e he ia
Ny Teninjagnahary masina sy mahery
Hô oooh ka raiso zalahy he
REF x2
Ka Ho sambatra izay mino ny hafatra ambarany
Fa Ho sambatra izay mino ny tononkira.serasera.org hafatra ambarany (x2)
Fa Ho sambatra izay mino ny hafatra ambarany (x2)
Fa Ho sambatra!

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Chorale Feo Vaon'ny FitiavanaVisites : 902
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : tonyraywalker
Date : 23/06/2025 12:09