Tandrignesa (Chorale Feo Vaon'ny Fitiavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Tandrignesa hely hoy zaho tandrignesa
f’ hikoragna Zagnahary hikoragna @tsika e He ia
Tandrignesa hely hoy zaho tandrignesa
Ny teninjagnahary masina sy xpvjdmq mahery
Koa aza misalasala fa avia havako ooo
Ny teninjagnahary masina sy mahery
Antsika jiaby e ehe Tandrignesa e he ia
Ny teninjagnahary masina sy mahery
Hô oooh ka raiso zalahy he
REF:
Raiso ny teniny ary ampiaro @fiainana e he
Ankatoavy ny teniny ka tanterao @fianinan e he
Ka Ho sambatra izay mino ny hafatra ambarany
Fa Ho sambatra izay mino ny hafatra ambarany
Hô oooh ka raiso e
Tandrignesa ely hoy zaho tandrignesa
F’ hikoragna Zagnahary hikoragna @tsika e He ia
Tandrignesa ely hoy zaho tandrignesa
Ny teninjagnahary masina sy mahery
Ny teny wbxwhjj hambarany aharitra mandrakizay
Ny Teninjagnahary masina sy mahery
Ka tsy ho megnatra ireo mino azy e he ia
Ny Teninjagnahary masina sy mahery
Hô oooh ka raiso zalahy he
REF x2
Ka Ho sambatra izay mino ny hafatra ambarany
Fa Ho sambatra izay mino ny dzhnkvrh hafatra ambarany (x2)
Fa Ho sambatra izay mino ny hafatra ambarany (x2)
Fa Ho sambatra!

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Chorale Feo Vaon'ny FitiavanaHits : 810
Likes : 1 Like
Created by : tonyraywalker
Date : 23/06/2025 12:09