Mamiko Foana (Ftvlm Ambohitrinibe)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
I-Haiko fa tsy ampy ireo teny am-bavako ao
Hanambarako fa mamy, mamy ny fitiavanao
Tsianjery am-po samy irery, fitiavako
Tsapa sy hita mahery, ivon'ny fiainako

Ny tananao no tsapako mandrindra mampifaly ahy
Raiko tsy mitsahatra manolotra fitia
Ianao andry hiankinako, manohana ny fanahy
Eo sy vonona hiara-dia

REF:
Mamiko foana, mamiko ianao
Na nisy tomany, Ianao teo hatrany
Mamiko foana, mamiko ianao
Raha reraka ny aiko, Ianao no antenaiko

II-Famindram-ponao maraina, fiainako
Miaina vsebmhbk ny fanantenana, hioty ny vokatra soa
Fitiavanao no mameno, tontoloko
Tomany, tsiky mandalo, teo foana ianao Ray Tsitoha

Ambarao fitiavana, lokoy fanantenana
Ny ampitsoko sy ny andro mbola omenao ahy
Misy ny herin-tsaina, misy koa ny fahalemena.
F'aza avelana hangahiahy.

REF: ojot ithzpa
Mamiko foana, mamiko ianao
Na nisy tomany, Ianao tononkira.serasera.org teo hatrany
Mamiko foana, mamiko ianao
Raha reraka ny aiko, Ianao no antenaiko

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ftvlm Ambohitrinibe
Visites : 40
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Amboara22
Date : 29/07/2026 17:53
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0275