Mamiko Foana (Ftvlm Ambohitrinibe)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
I-Haiko fa tsy ampy ireo teny am-bavako tononkira.serasera.org ao
Hanambarako fa mamy, mamy bjwhq ny fitiavanao
Tsianjery am-po samy irery, fitiavako
Tsapa sy hita mahery, ivon'ny fiainako

Ny tananao no tsapako mandrindra mampifaly ahy
Raiko tsy mitsahatra manolotra fitia
Ianao andry hiankinako, manohana ny fanahy
Eo sy vonona hiara-dia

REF:
Mamiko foana, mamiko ianao
Na nisy tomany, Ianao teo hatrany
Mamiko foana, mamiko ianao
Raha reraka ny aiko, Ianao no antenaiko

II-Famindram-ponao maraina, qbou fiainako
Miaina ny fanantenana, hioty ny vokatra soa
Fitiavanao no mameno, tontoloko
Tomany, tsiky mandalo, teo foana ianao Ray Tsitoha

Ambarao fitiavana, lokoy fanantenana
Ny ampitsoko sy ny andro mbola omenao ahy
Misy ny herin-tsaina, misy koa omlkuhbr ny fahalemena.
F'aza avelana hangahiahy.

REF:
Mamiko foana, mamiko ianao
Na nisy tomany, Ianao teo hatrany
Mamiko foana, mamiko ianao
Raha reraka ny aiko, Ianao no antenaiko

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ftvlm Ambohitrinibe
Hits : 132
Likes : 0 Like
Created by : Amboara22
Date : 29/07/2026 17:53
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0334