Mamalia (FSC Mozika)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao variana miasa loha dia 'zaho aty no malahelo ohRanomaso nalatsako ho anao
Notazomiko tsiambaratelo oh
'Zaho analan'i Papa,
Analan'i Mama ho manino aho no sôlô
Nefa aleoko tsy manery
'Leoko tsy manery,
Fitiavana tsy ifanerena
Tsy zakako nefa ahita anao
Hoe lasan'iny ( n'iny )
Fa raha mety dia mba ilazao vaovao
Ilazao valiny
Amin'izay tsy mitebiteby 'tsony ny lohako oh
Tsy midobodoboka atsy ny foko oh
Raha tsy poinsa tsy maintsy iova loko oh
Dia ianao afoiko oh
'Ndry mba mamalia,
Na dia be adidy
Mba tsarovy akia,
'Zaho aty fa mangididy
Chérie chérie Coco
Faut pas plaquer, No No!
Jerijery ny photo 'zah manembonembona anao
Mama mia, 'zaho aty ah
Saiko tonga any lasandry ah
Mamalia, na tsy tia
Ny anatiko any miandry akia
Tsy kobonao ny akist fa manina matetika eh
Ny anarandry ao anaty lohako nilentika e
Mba asio signal raha misy fo mitetika ah
Fa hoentiko ah
Raha ohatra kiffenao 'le eto akaikiko eto koa!
Messageko tsy valianao
Sahirana sa variana
Mitenena moa mamalia
Tsy mlay raha fifamaliana
Mamalia 'zah mba valio
Tairo, aza atao an'io
Androany hariva 'zah ho any e
Dia mba valio
'Ndry mba mamalia,
Na dia be adidy
Mba tsarovy akia,
'Zaho aty fa mangididy
Chérie chérie Coco
Faut pas plaquer, No No!
Jerijery ny photo 'zah manembonembona anao
Asio 'ray minitra kely ah piso ah
Kafarainao 'zah fa mba diso ah
Niandry ihany ny ahatonga any am piso
Mampanontany hoe marina ihany ve ny antsika ah
Ma chérie coco
Ho entiko mandeha vacance ijery coco
Misy anao mitotaly ah' salama kokoa
Ma baby coucou
'Zah hoa marary fo
'Zay ataoko toa tsy misy manjary avokoa
Toky fitaka fa ny atao no miverina
Jereo ihany ny ondry botry sao ianao anenina
Ianao ve isotro ny rano tsy ho voatelina
'Zah tsy maintsy anoratra dia ho raisiko ny penina
( Andeha x9 )
Andeha ianao de hitaiza
Izy efa niteny hoe tsy maintsy ho faiziny
'Ndry mba mamalia,
Na dia be adidy
Mba tsarovy akia,
'Zaho aty fa mangididy
Chérie chérie Coco
Faut pas plaquer, No No!
Jerijery ny photo 'zah manembonembona anao
( Message -ko tsy valianao, sahirana sa variana
Mitenena moa mamalia, tsy milay raha fifamaliana )
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FSC MozikaVangy : 433
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ruvani
Daty : 20/07/2025 12:00
