Vinanto Milay (FSC Mozika)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Pike] Love anatiko ato infinie ô
Dia nataoko hoan'ndry ô
Tsy miova na rahoviana
Hitsinjovako ny any aoriiiiana
Najanoko ireo ditra yo
Ireo akama sy ireo vaiavy
Be dia be natao veloooma
Hitsinjovako ny any aoriiiiana
Hitako faly be zao i Dada
Hitako faly be zao i Mama
Fa nahazo vinanto milay yo
Bedeso aho raha hahenonao fofona taokaaa
Bedeso aho raha hahenonao fofona Sipaaa
Bedeso aho raha oe alina be vao mody avy miasa eee!!
Ref:
Ireo ditra tany aloha ireny tsy hanao intsony aho
Androany aloha miteny hoe mba mifona aho
Satria efa baboko ny fonao, hafa ny taloha (x2)
[Rimjah]
Baby ô!!
Efa niteny mo zah tamin'zanyy
Hoe halaiko iô!! Any amin'ny Papa sy mama any
Ataon-tsika asabotsy hoa ilay holiday
Alahady manomana ny vavaka de !
Boky nataotsika misanaka vava e!
Fahasoavana ho ahy sy elahy miraradraraka e!
Papa sy Mama ko oo
Miantso anah oe zanako o!
Tsy misy hasakana antsika roa oo(hum hum)
Amin'ilay original eee
Raha izao hoa no marary dia enao no dokotera ee
Raha rava eo ko niantsika
Dia aleo manao môpera ee
Lay mpanao afera lasa nanokatena ee
Ho anao irery eee
Ref:
Ireo ditra tany aloha ireny tsy hanao intsony aho
Androany aloha miteny hoe mba mifona aho
Satria efa baboko ny fonao, hafa ny taloha (x2)
[Izzli]
Hafa ny taloha, fa zah zao efa niova
Ianao irery ny anaty Rova
Taoka, Sipa, revy najanoko aby ireny
Tiko enao Neny, dia zah efa anao irery
Na dadanay na mamanay efa manaiky
Manaiky anao, zah moa tena efa taraiky
Aminao, mino aho fa tsy holavinao
Assure-ko ny hoavinao, zah aza arinao
Ref:
Ireo ditra tany aloha ireny tsy hanao intsony aho
Androany aloha miteny hoe mba mifona aho
Satria efa baboko ny fonao, hafa ny taloha (x2)
[Mek's]
Niova le bandy, najanoko ny fady
Androany aho ny voady ny hanaja an'ndry
Na misy ady amin'izao tsy mitady tsy mila an'iza azafady, fa feno an'ndry ny any anaty
Mamatotra ohatran'ny hoe tady
Sexy Girl rehefa love n'adala fa amin'ndry zah malala fahendrena manjaka
Mek's tsy hiala rehefa love n'adala
Vokolokolo ndry tsara feno love ny lapa
.. (x2)Dia faly be ny ao an-tanana
Faly be makobo an'ndry ko zao ny akama
Zah no tena sambasambatra fa tamana
Feno fofona hafaliana be ny tanana
Woau waou waou....
By fan'iry Raanfa✍️
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FSC MozikaVangy : 24
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Lefah
Daty : 08/05/2026 09:34
