Lokoiny (FSC Mozika)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aminah, hafa mintsy , fahasoavana omeny anah isanandro
Maso ataony mahita
Sofina ataony maheno
Vava ataony miteny
Nomeny fiarahamonina MBA tsy ho solo
Namana marobe nataony à gogo
Nomeny vahaolana eh
Raha sendra olana eh
Amin'ny lalan'tsarotra eh
Nomeny fanahy
Itarika ana
Ihavahako amin'ireo natiora *2
Réf:
Lokolokoy ny lanitra tsy hiova
Asio rahona de asio Masôva
F'izay ety ambany
Miandrandra anao ihany
Any ambony any
Izzli:
Misaotra oh! Misaotra an’i Zanahary
Izy no nahary, nanao an’izao tontolo izao
Ankafizo, hiaino le hatsaran’ny zava-boary
Fa tena tsara, milay, ho rehanao fa tsy angatsika intsony fa hisy hafanana
Zanahary no nanome
Fahasoavana marobe
Sy ny hetahetam-poko rehefa za mitoloko
Rimjah :
Inona no azo hanampiana? anao iny ah !
Fa naninona? Toa mahavariana anah?
Sa tsy novaliana anh?
Ilay zavatra zay mba nirinao oh
mety tsy ho voavaliny oh androany io manana faharetana
(enao io zao mila misaotra, satria enao ve tsy mba te hivoatra)
Fa famindram-po be no azoko
Amin'ilay tsy takatro
Aleo mifanasoa fa tsy mifanantota
Amzay mifampatoky ah
Tompo oh omeko anao ny foko ah
Réf:
Lokolokoy ny lanitra tsy hiova
Asio rahona de asio Masôva
F'izay ety ambany
Miandrandra anao ihany
Any ambony any
Mek's:
Ry Ngiahy mpahary oh
Rain'ireo zavaboary
Nanome hazavana
Maso mba ahitana tontonlo zay nomeny
I Ngiahy no lavorary oh
Omeo anay ny hery
Handresena androany
Omeo fiovana sy fahatsiarovan_tena
Ref ;
Lokoy ny lanitra tsy hiova
Asio rahona de asio Masôva
F'izay ety ambany
Miandrandra anao ihany
Any ambony any
Lokolokoy ny lanitra tsy hiova
Asio rahona de asio Masôva
F'izay ety ambany
Miandrandra anao ihany
Any ambony any
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : FSC Mozika
Vangy : 62
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rajo1906
Daty : 08/01/2025 08:04
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0759