Izy ilay Mesia (FinTana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa mpamonjy no teraka, ao an-tananan'i Davida
Ao Betlehema, tao an-tranon'omby
No hany tokana nandraisana Azy
Ny lanitra hanambara, fa Izy ilay mpanjaka
Be voninahitra, ho deraina ny anarany
Voasoratra ny zava-drehetra, fa Izy ilay mesia
Mizara fitiavana ho famonjena
Hosana, hosana, hosana ho Azy

Tonga Izy itady sy amonjy izay very
Avia ry mino, mba hifaly sy hioby ankalaza Azy
Hidera sy hisaotra, ho feno fifaliana
Hiravoravo ny fianakaviana
Fa tonga ilay andro malaza,
Sy lehibe, masina tokoa
Aleloia, cmxzds Hosana ho Azy irery ihany

Tonga xnixsd Izy itady sy amonjy izay very

Hosana, hosana, hosana ho Azy tononkira.serasera.org
Voasoratra ny zava-drehetra, fa Izy ilay dkipryb mesia
Tonga Izy itady sy amonjy izay very
Rain-t

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FinTanaVangy : 647
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : 0345021202
Daty : 29/10/2024 08:22