Izy ilay Mesia (FinTana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa mpamonjy no teraka, ao an-tananan'i Davida
Ao Betlehema, tao an-tranon'omby
No hany tokana nandraisana Azy
Ny lanitra hanambara, fa Izy ilay mpanjaka
Be voninahitra, ho tononkira.serasera.org deraina ny anarany
Voasoratra ny zava-drehetra, fa Izy ilay mesia
Mizara fitiavana ho famonjena
Hosana, hosana, hosana ho xcffr Azy
Voasoratra ny zava-drehetra, fa Izy ilay mesia
Tonga Izy itady sy amonjy izay very
Avia ry mino, mba hifaly sy hioby ankalaza Azy
Hidera sy hisaotra, ho feno fifaliana
Hiravoravo ny ipoya fianakaviana
Fa tonga ilay andro malaza,
Sy lehibe, masina tokoa
Aleloia, Hosana ho Azy irery ihany
Voasoratra ny zava-drehetra, fa Izy ilay mesia
Mizara fitiavana ho famonjena
Hosana, hosana, hosana ho Azy
Voasoratra ny zava-drehetra, fa Izy ilay mesia
Tonga Izy itady sy amonjy izay very
Voasoratra ny zava-drehetra, fa Izy ilay mesia
Mizara fitiavana ho famonjena
Hosana, hosana, ldysti hosana ho Azy
Voasoratra ny zava-drehetra, fa Izy ilay mesia
Tonga Izy itady sy amonjy izay very
Rain-t

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : FinTanaVisites : 802
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : 0345021202
Date : 29/10/2024 08:22