Izy ilay Mesia (FinTana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa mpamonjy no teraka, ao an-tananan'i Davida
Ao Betlehema, tao an-tranon'omby
No hany tokana nandraisana Azy
Ny lanitra hanambara, fa Izy ttajpguk ilay mpanjaka
Be voninahitra, ho deraina ny anarany
Voasoratra ny zava-drehetra, fa Izy tononkira.serasera.org ilay mesia
Mizara fitiavana ho famonjena
Hosana, hosana, hosana ho Azy
Voasoratra ny zava-drehetra, fa Izy ilay mesia
Tonga Izy itady sy amonjy izay very
Avia ry mino, mba hifaly sy hioby ankalaza Azy
Hidera sy hisaotra, ho feno fifaliana
Hiravoravo ny fianakaviana
Fa tonga ilay andro malaza,
Sy lehibe, masina tokoa
Aleloia, Hosana ho Azy irery ihany
Voasoratra ny zava-drehetra, fa Izy ilay mesia
Mizara fitiavana ho famonjena
Hosana, hosana, hosana ho Azy
Voasoratra ny zava-drehetra, fa Izy ilay devrcb mesia
Tonga Izy itady sy amonjy izay very
Voasoratra ny zava-drehetra, fa Izy ilay mesia
Mizara fitiavana ho famonjena
Hosana, hosana, hosana ho Azy
Voasoratra ny zava-drehetra, fa Izy ilay mesia
Tonga Izy itady sy stwiai amonjy izay very
Rain-t

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : FinTanaHits : 804
Likes : 0 Like
Created by : 0345021202
Date : 29/10/2024 08:22