Ny Fo madio (Anjomara Frenjy (A.F.A.I))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny otuayw ijknaowc fo madio sy masina no tinao
Hitoeranao ry tompo ka mahita anao
Omeo ahy koa ny fo madio sy masina tokoa
Fa mamiko indrindra ry jesoa ny miaraka aminao
Ampianaro aho n’aiza n’aiza ho tahaka anao
Ataovy mahatsiaro anatiko ao fa ianao no bjuqymo tokiko
Ianao dia efa tonga mba hiantso ahy
Ahazoana indray miray lova aminao o! o!
Tinao ho ahy koa ny tononkira.serasera.org fiainan-tsambatra ,
K'hialanao nenina aho hatram’izao

--------
Rohy:
Hevitra
hery
(
03/04/2025 19:58)
Araka ny nolazain'i Navalona02 : Ny Anjomara Frenjy Ambalavao Isotry no tompon'ny hira Ny Fo madio, izay nosoratan'i Rakotoarisoa Raymond Filoha Mpanorina ny Anjomara Frenjy
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Anjomara Frenjy (A.F.A.I)Vangy : 1292
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tiavinannie
Daty : 04/04/2022 18:56