Ny Fo madio (Anjomara Frenjy (A.F.A.I))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fo madio sy masina no tinao
Hitoeranao ry tompo ka mahita anao

Omeo ahy koa ny fo madio sy masina tokoa
Fa mamiko indrindra ry jesoa ny miaraka aminao

Ampianaro aho n’aiza  n’aiza ho tahaka anao
Ataovy mahatsiaro anatiko ao fa ianao no tokiko

Ianao dia efa tonga mba hiantso ahy
Ahazoana indray miray lova aminao o! o!
Tinao ho ahy koa ny fiainan-tsambatra ,
K'hialanao nenina aho hatram’izao
--------
Lien:
Commentaires
hery ( 03/04/2025 19:58)
Araka ny nolazain'i Navalona02 : Ny Anjomara Frenjy Ambalavao Isotry no tompon'ny hira Ny Fo madio, izay nosoratan'i Rakotoarisoa Raymond Filoha Mpanorina ny Anjomara Frenjy
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Anjomara Frenjy (A.F.A.I)
Visites : 925
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Tiavinannie
Date : 04/04/2022 18:56
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
Autres titres
plus...
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0789