Ny Fo madio (Anjomara Frenjy (A.F.A.I))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fo madio sy masina no tinao
Hitoeranao ry tompo ka mahita anao
Omeo ahy koa ny fo madio sy masina tononkira.serasera.org tokoa
Fa mamiko indrindra ry jesoa ny miaraka aminao
Ampianaro aho n’aiza n’aiza ho tahaka anao
Ataovy mahatsiaro anatiko ao fa ianao no tokiko
Ianao dia efa cefh tonga mba hiantso ahy
Ahazoana indray miray lova aminao o! o! vcqbvivl
Tinao ho ahy koa ny fiainan-tsambatra , rjzuoe
K'hialanao nenina aho hatram’izao

--------
Link:
Comments
hery
(
03/04/2025 19:58)
Araka ny nolazain'i Navalona02 : Ny Anjomara Frenjy Ambalavao Isotry no tompon'ny hira Ny Fo madio, izay nosoratan'i Rakotoarisoa Raymond Filoha Mpanorina ny Anjomara Frenjy
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Anjomara Frenjy (A.F.A.I)Hits : 1292
Likes : 0 Like
Created by : Tiavinannie
Date : 04/04/2022 18:56