Mifona (Feon'ny Famonjena Ambohipiarenana(F. F. A))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sy vantany nandre xnuezpti ny feonao anay Tompo
De tsa nivaky loha fa nivily
Tsa te halala koa hoe ao antampodoha
Hoe mijery ny Ray tsitoha
REF: De nirimorimo fatratsa
Nanao izay zay sai-patatsa
De revo agnay sosoka
tononkira.serasera.org Nanao karazagn'ota
Sy voa vao nahatsiaro hoe misy Ray mpiaro
Mifona anay Tompo (mifona)
Mivalo ka mibebaka
(Mifona ee) fantatray tokoa izao
Lehy lavitsa tntpmo anao de lavo agnay
Nataonay tsa misy fotony sy anjorom-bala
Ny finoanay anao
Ka ny hevi-diso miharo fahotana
Ro tena nampanjakana
ntgbeijm
Sitrak wheeler's
De tsa nivaky loha fa nivily
Tsa te halala koa hoe ao antampodoha
Hoe mijery ny Ray tsitoha
REF: De nirimorimo fatratsa
Nanao izay zay sai-patatsa
De revo agnay sosoka
tononkira.serasera.org Nanao karazagn'ota
Sy voa vao nahatsiaro hoe misy Ray mpiaro
Mifona anay Tompo (mifona)
Mivalo ka mibebaka
(Mifona ee) fantatray tokoa izao
Lehy lavitsa tntpmo anao de lavo agnay
Nataonay tsa misy fotony sy anjorom-bala
Ny finoanay anao
Ka ny hevi-diso miharo fahotana
Ro tena nampanjakana
ntgbeijm
Sitrak wheeler's
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Feon'ny Famonjena Ambohipiarenana(F. F. A)Hits : 1077
Likes : 0 Like
Created by : sitrakwheelers
Date : 03/10/2019 17:15
