Handresy aho (Feo 'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Matetika manonja re ny qwgvril ranomasin-doza be
Manafotra,mandifotra,manary ahy tsy ho Anao
2.Ny ahiahy ariako,ny tahotra tsy ampingako
Fa raha tojo ady be dia mbola hiantso sy hihira
hoe:
3.Naripakao,resy avokoa tononkira.serasera.org ireo fahavalo teo aloha
Nandefitra,nangovitra fa hay momba ahy Ianao
*Handresy aho,handresy aho
Handresy tokoa aho Jesoa
Satria Ianao,satria Ianao
Satria Ianao hcrllmvi no xionq tokiko

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Feo 'ny fideranaHits : 690
Likes : 0 Like
Created by : Tiannie27
Date : 20/03/2025 11:15