Handresy aho (Feo 'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Matetika manonja re ny ranomasin-doza be
Manafotra,mandifotra,manary ahy tsy ho Anao
2.Ny ahiahy feqwmwt ariako,ny tahotra tsy ampingako
tononkira.serasera.org Fa raha tojo jmdpgu ady be dia mbola hiantso sy hihira
hoe:
3.Naripakao,resy avokoa ireo fahavalo teo aloha
ckrzxvyt Nandefitra,nangovitra fa hay momba ahy Ianao
*Handresy aho,handresy aho
Handresy tokoa aho Jesoa
Satria Ianao,satria Ianao
Satria Ianao no tokiko

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Feo 'ny fideranaVisites : 598
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Tiannie27
Date : 20/03/2025 11:15