Antso (FEO MIRAY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1_:,:Ô tononkira.serasera.org ry mpanota ô!moa timdltz efa renao vsoduzn ve
Fa ny feon'ny Mpamonjinao no injao manakoako ao?
Mandona moramora am-ponao,ka mitalaho aminao:
Hialao ny fomba ratsinao:,:

FIV:
:,:Fa efa natolony ny tenany
Hamonjy ahy sy ianao
Nalatsany iny koa ny ràny
Hitondra fiainana ho hqagc anao:,:

2_:,:Ô ry mpanota ô!mba tsapanao va re
F'iIay Jesôsy Tomponao dia ho avy tsy ho ela anie?
Koa mibebaha re ianao fa efa akaiky Izy izao,
Hialao ny fomba ratsinao:,:

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : FEO MIRAY
Vangy : 2146
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : LanjaNyAina
Daty : 05/07/2016 13:34
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2009