HO AN'ILAY NATERAKA AN-TRANOM-BILONA (FEO MIANTSO TSARAHONENANANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny voahary rehetra, samy nankalaza
Nanerana ny vazantany efatra
Haleloia, haleloia,haleloia, haleloia ho an'Ilay nateraka an-tranom-bilona
Ny anjely rehetra, samy nanao feo fiderana
Tsy nanam-petra, hankalazana an'Andriamanitra Ray
Izay mitoetra, k'a amin'ny seza fiandrianana
Haleloia, haleloia, dera haleloia
uycmflz Omeo Azy ny Dera
Omeo Azy ny Laza
Omeo bncbflf Azy ny HAja
zoeudnm tononkira.serasera.org Sy ny Voninahitra

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FEO MIANTSO TSARAHONENANANAVangy : 763
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : dide
Daty : 21/12/2023 06:01