HO AN'ILAY NATERAKA AN-TRANOM-BILONA (FEO MIANTSO TSARAHONENANANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny voahary rehetra, samy nankalaza
Nanerana ny vazantany efatra
Haleloia, haleloia,haleloia, haleloia ho an'Ilay nateraka wdin an-tranom-bilona
Ny zkob anjely rehetra, samy nanao feo fiderana
suuvh Tsy nanam-petra, hankalazana an'Andriamanitra Ray
Izay mitoetra, k'a amin'ny seza fiandrianana
tononkira.serasera.org Haleloia, haleloia, dera haleloia
Omeo Azy ny Dera
Omeo Azy ny Laza
Omeo Azy ny HAja
Sy ny Voninahitra

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : FEO MIANTSO TSARAHONENANANAVisites : 762
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : dide
Date : 21/12/2023 06:01