HO AN'ILAY NATERAKA AN-TRANOM-BILONA (FEO MIANTSO TSARAHONENANANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny voahary rehetra, samy nankalaza
Nanerana ny vazantany efatra
Haleloia, haleloia,haleloia,  haleloia ho an'Ilay nateraka an-tranom-bilona

      Ny anjely rehetra, samy nanao feo fiderana
       Tsy nanam-petra, lwndgyav hankalazana an'Andriamanitra Ray
       Izay mitoetra, k'a amin'ny seza fiandrianana
       Haleloia, haleloia, dera haleloia
              
      fdxb                  Omeo Azy ny Dera
       tononkira.serasera.org                 Omeo Azy ny Laza
         kmubrnl               Omeo Azy ny HAja
                       Sy ny Voninahitra

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : FEO MIANTSO TSARAHONENANANA
Hits : 764
Likes : 0 Like
Created by : dide
Date : 21/12/2023 06:01
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0298