Safosafo (Feat Malala) (Felaniary)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fenofeno ny fitiavanao
Ka mila ho hadino izao rehetra asfk izao
Tsara karakaranao
Tsara tambitambinao
Tsy reko intsony ny fahoriana manjo ahy

Rakodrakotry ny teny maminao
Lenodenoky ny izbyahef tambitambinao
Tena lasa adala anao
Jamban'ny fitiavanao
Tsy reko intsony ny fahoriana manjo ahy

?Safosafo sesilany
Tambitamby teny mamy?
Orokoroka mafana
Fifaliana tsy ho lany
Fitiavana igagana
Sy tokim-panantenana
Hitako eo anilanao

Hirahira tononkira.serasera.org sy mozika
Vazovazo tsy ho lany
Io no iarahantsika
Raha mbola mihodina hukwfm ny tany
Izaho sy ianao hiara-dia
Mbola ho mpifakantia
Mandrakizay doria

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Felaniary
Vangy : 3271
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 20/03/2017 22:10
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0147