Mpangalamama (Felaniary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iny fara-vodilanitra iny e
Ny masoandro milentika iny andrefana iny e
Ranomaso mitsonika tononkira.serasera.org an-tavanao any e
Manaova veloma f’izy efa tsy eto instony
Nafoiny daholo ny revy teto hatrizay
Nataony veloma ny rehetra teto an-tanana
Naleony namorona fianana hafa indray
Fa tsy ampy azy intsony ka aleony niala-pà
Lasan’ny mpangalamama zaza ô
Lasan’ny mpangalamama nama ô
Lasany ka etbcml tsy naveriny eto intsony
Lasan’ny mpangalamama zaza ô
Lasan’ny mpangalamama nama ô
Lasany hatramin’ny biqenqm fony ka tsy haiko intsony
Rehefa iny harivariva iny e
Mahatsiaro ny sangy sy tambitamby avy any e
Na otvmrp ny vazo sy ny hira niarahana nikalo e
Ataovy veloma f’izy efa tsy eto instony

FELANIARY

--------
Rohy: