Alaivo aho (Felanamanitra)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mahaiza misaotra, ianao
Mankasitraka izaho
Ny Tompo Tsara, ka tsara fiafara
‘zay manaraka Anao   (x2)            mbqsjm                            
     Ka tazony re ny foko, hotiavinao
     Mba tsy ahasaraka Anao
     Ka hitempo ho fo iray
     Ny Anao sy ny ahy mandrakizay, yeah yeah yeah e e!

Fiv : Alaivo aho, fa faly aho
Fa Ianao, ‘lay kintana mamiratra ho ahy
Hidera, misaotra Anao aho
Hiventy, sy hihira hiaraka Aminao         (2x)  

FA TIAKO IANAO

Mahaiza misaotra, ianao
Mankasitraka izaho
Ny Tompo Tsara, ka tsara fiafara
‘zay manaraka Anao   (x2)     lzkqslhh                                    
     Ka tazony re ny foko, hotiavinao
     Mba tsy ahasaraka Anao
     Ka hitempo ho fo iray
  tononkira.serasera.org    Ny Anao sy ny ahy mandrakizay, yeah yeah yeah e e!

Fiv : Alaivo aho, fa faly aho …
(Instrumental)

Fiv : Alaivo aho, fa huewc faly aho …

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Felanamanitra
Vangy : 2819
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 20/02/2006 15:25
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1316