Hevero ihany (Fe.Fi.Mi (Feon'ny Fifohazana Miray))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eh moa fantatrao ve? Izao andro izao
No mbola variana sy sondriana ianao
Mba mieritrereta fa hoavy ny Tompo
Eh maneke mibebaha ianao
Fa aza variana na koa milalao
Ho avy ilay andro sao anenenanao
Fiverenana :
Mba miova (miova dieny ffovlayo izao)
Fandrao (anenenanao)
Ka aza variana manjeny izany andro izany
Meteza (havaozina ianao)
Ho tonga (ho olom-baovao)
Ka handova izany tononkira.serasera.org paradisa izany
Mandalo anie raha ny fiainana an-tany
Tsy maharitra fa ho potika izany
Ka saino ihany re izay hoavinao?
Izay mafy loha tsy miambina re
Dia vefq atsipy ho xucsotni may amin'ny afobe
Ka anao ny safidy izay tokony atao
Fiverenana : ...
(Anjaranao ary no misafidy) ny lanitra ve sa ny elo
(Ianao ihany no masi-mandidy) ny hoavy ka diniho ay hevero
Ny hoavy Fiainana ve sa elo???
No mbola variana sy sondriana ianao
Mba mieritrereta fa hoavy ny Tompo
Eh maneke mibebaha ianao
Fa aza variana na koa milalao
Ho avy ilay andro sao anenenanao
Fiverenana :
Mba miova (miova dieny ffovlayo izao)
Fandrao (anenenanao)
Ka aza variana manjeny izany andro izany
Meteza (havaozina ianao)
Ho tonga (ho olom-baovao)
Ka handova izany tononkira.serasera.org paradisa izany
Mandalo anie raha ny fiainana an-tany
Tsy maharitra fa ho potika izany
Ka saino ihany re izay hoavinao?
Izay mafy loha tsy miambina re
Dia vefq atsipy ho xucsotni may amin'ny afobe
Ka anao ny safidy izay tokony atao
Fiverenana : ...
(Anjaranao ary no misafidy) ny lanitra ve sa ny elo
(Ianao ihany no masi-mandidy) ny hoavy ka diniho ay hevero
Ny hoavy Fiainana ve sa elo???
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Fe.Fi.Mi (Feon'ny Fifohazana Miray)Vangy : 455
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Zaraina
Daty : 31/10/2024 20:52
