Ampianaro aho (Fe.Fi.Mi (Feon'ny Fifohazana Miray))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 Ray o misaotra fa izay kdix vao tena tsapako
Fa tia ahy loatra Ianao
Ka namela ny heloko
Tsy mitahiry fahatezerana amiko
Na dia be ireo ratsy vitako
Misaotra Anao ry Ray tsitoha

fa udmh tianao aho amin'ny androko ho avy
Hanaraka anao ry Tompo Andriamanitro

Fiverenana : ampianaro aho hanana fahadiovam-po
Tsy hitahiry lolom-po
Ampianaro dieny izao fa te ahita anao
Na sarotra ny lalanay ety
Tantanonao ny dia,
Tantano dieny ety
Mandrapahatonga ary an-danitra...

2 idaiwwgp Raha ho jereko ry Ray ny tononkira.serasera.org andro lasa
Feno ota sy adalana nefa ianao tsy mba nandatsa
Ny hoavy kosa Jesosy no antenaiko
Iaina am-pifaliana indray aho
Tsy ho foana ny fanantenana

Fa tianao aho amin'ny androko ho avy
Hanaraka anao
Ry tompo Andriamanitro

Fiverenana : ampianaro aho...

--------
Link:
Comments
Zaraina ( 06/11/2024 09:28)
Hira mampahery sy mampianatra antsika mba hampianaran'i Jesosy antsika hamela heloka
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Fe.Fi.Mi (Feon'ny Fifohazana Miray)
Hits : 660
Likes : 0 Like
Created by : Zaraina
Date : 06/11/2024 09:26
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.9293