Avahinao Aho Jeososy (FeFiMa Feon'ny Fihavanana Manarintsoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
AVAHINAO AHO JESOSY

1- Mijaly ny olona maro (Maro, maro)
Tomany ny olona maro
Miaina anaty aretina tsisy fahasitranana
Maro ny olona miafy (Maro, maro)
Tsisy na akanjo fitafy
Miaina hirifiry sy fiafiana lalina
Mitady vahaolana isan'andro mba te ho Salama toa anao.
Moa tsapanao?

{Refrain} : Fa izaho  dia Avahinao Jesosy o! Havaozinao isan'andro isan'andro ny fiainako.
Nefa indraindray tsy tsaroiko fa sondriana aho.
Jesosy oh Misaotra anao noho ny fitiavanao.

2- Tompo ô anio aho mahatsiaro( Ianao, miaro)
Fa Ianao tsy mitsahatra miaro
Na mandalo fisedrana nkrauz aho na ady sarotra.
Tsy yivxsacx avelanao hiady irery (Na tononkira.serasera.org ho, mafy)
Na kivy efa mila ho very
Ny tananao mihazona ahy, sanatria hiemotra.
Jesosy oh na inona onjxjyc hitranga mahatoky (aho) fa manana anao.
Manana anao

{Refrain}...
Avahinao aho Jesosy oh, tezainao hiorina mafy kokoa.
Avahinao aho Jesosy oh, anehoanao ny fitiavanao.
Avahinao ny manompo anao, manaiky aho amin'ny fitondranao.

{Refrain}..
Jesosy oh Misaotra anao, Misaotra anao.

A/C: RF Sitraka
Mars 2024
KTLM FEON'NY FIHAVANANA MANARINTSOA

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : FeFiMa Feon'ny Fihavanana Manarintsoa
Vangy : 292
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fefima
Daty : 29/08/2025 19:24
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0316