Vady Anjara (Farao)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Matokisa ianao fa ny anjara oa tsy mivily oe Zay inonao dia ho hitanao izy fa ho avy ee..
Dia ny aditsaigninao koa zany fa tsy misy idirane
Aza manahy anao oh,enao tsy voatery hitady e
Réf: Ny aminao efa milamigne
Vady anjara fa tsy indramigne
Vady tsara tsy hampoizinao
Efa any ee
Ho avy ny andro hiononao amigne
Zay vao tsapanao ny marigne
Hankatia'naranao oh
Oh ya yee..
Vady tsara tsy tadiavigne
Kaofa fa anjara tsy azo lavinô zany ee
Vady anjara tsy tadiavigne
Kaofa anjara tsy maintsy azonao ihany ee..
Tianao ko mba tin'olo
Tsy anao raiky mahay manambitamby ee
Ianao angeh tsy tompon-tsafidy ingiah
Fa izay anjara ihany no ho vady e
Ka izay tia mahandry
Izay maimaika ihany tratr'antitrô
Maimaika ny hanambady e
Na tsy anjara aza miharitrô
Réf: .........
Vady anjara...(2)
--------
Rohy:
Hevitra
Nanandry
(
24/08/2021 16:29)
Nampidiriko io hira an'i Farao vaovao io fa tiako .
hery
(
16/02/2024 18:41)
Mba ampidiro indray ny hafa e. Misaotra
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FaraoVangy : 1873
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Nanandry
Daty : 24/08/2021 17:19