Tafaray (Farao)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Alakamisy hariva e!
Indray andro teny amoron-tsaha
No nahalalako an’azy e!
Tena mbola tsaroako tsara.
Ny alahady cvsor hariva e!
Nitantara no nanomboka,
Ilay teo ambavahady e!
‘Zahay ubpr no nifanoroka.
Fa toy ny vao omaly a!
(Fa toy ny vao omaly e!)
Mampahalasa vinany a!
(mampahalasa vinany o)
No nahalalako an’azy e!
Mbola zatovovavy a!
Raha ny hatsarany zany a!
(raha ny hatsarany ‘zany e!)
Ka zazavavindrano e!
(ka zazavavindrano o!)
Na toetra na fitafy a!
Na bika mampitapy a!
Tena vao nifanena
D’efa tsapa sy efa gnbyc hita fa milay e!
Na tsy nanao lokomena
Fa tononkira.serasera.org tsotsotra kely sipa tam’izay o!
Rehefa mandeha miantsena izy
No matetika hita eny aminay e!
Tsy nila niandry ela
Fa ny tiana sy ny tia no tafaray a!
Alakamisy hariva e!
Indray andro teny amoron-tsaha
No nahalalako an’azy e!
Tena mbola tsaroako tsara.
Ny alahady hariva e!
Nitantara no nanomboka,
Ilay teo ambavahady e!
‘zahay no nifanoroka.
Tafaray e!
Tafaray a!
Tafaray e!
Tafaray a!
Indray andro teny amoron-tsaha
No nahalalako an’azy e!
Tena mbola tsaroako tsara.
Ny alahady cvsor hariva e!
Nitantara no nanomboka,
Ilay teo ambavahady e!
‘Zahay ubpr no nifanoroka.
Fa toy ny vao omaly a!
(Fa toy ny vao omaly e!)
Mampahalasa vinany a!
(mampahalasa vinany o)
No nahalalako an’azy e!
Mbola zatovovavy a!
Raha ny hatsarany zany a!
(raha ny hatsarany ‘zany e!)
Ka zazavavindrano e!
(ka zazavavindrano o!)
Na toetra na fitafy a!
Na bika mampitapy a!
Tena vao nifanena
D’efa tsapa sy efa gnbyc hita fa milay e!
Na tsy nanao lokomena
Fa tononkira.serasera.org tsotsotra kely sipa tam’izay o!
Rehefa mandeha miantsena izy
No matetika hita eny aminay e!
Tsy nila niandry ela
Fa ny tiana sy ny tia no tafaray a!
Alakamisy hariva e!
Indray andro teny amoron-tsaha
No nahalalako an’azy e!
Tena mbola tsaroako tsara.
Ny alahady hariva e!
Nitantara no nanomboka,
Ilay teo ambavahady e!
‘zahay no nifanoroka.
Tafaray e!
Tafaray a!
Tafaray e!
Tafaray a!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FaraoVangy : 936
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : litarazavar
Daty : 03/03/2025 10:12
