Sitrana tsara (Farao)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Tsy tokony hitia ianao koa mbo marary eh ia
Marary e
Miandrasa aloha ho sitrana tsara e
Eh iah e)

Raha vao avy naratra dia aza mitia aloha
Izay hahasalama ihany no ataovy an-doha
Tsy hiasana saina ihany koa izy loso iny.
Tsaboina tsara ho'aho hilamina ny fo.
Tsy voatery hitady any an-kafa izany koa
Fa sao vao maika indray koa ianao hararaotiny

Tena aleo mihitsy anie ho'aho miandry ny fonao ho sitrana e
Tsy maimaika ny hitia olon-kafa ny tsy hainao fikany e
Ny tsy hainao izy raha mampirafy, tsy hainao ditrany e.
Na vao miampy koa mety ho ratsy noho ilay teo aloha indray ny vitany e


Izay nge ho'aho le olana amy love, love, love, love, love, love.
Izay nge ho'aho le olana amy love, love, love, Tsy mety koahy
Izay nge ho'aho le olana amy love, love, love, love eeh, love, love
Izay nge ho'aho le olana amy love
(Izay nge ho'aho le olana amy love)

Maratraratra ianao tsaboy mihitsy aloha
Fa raha ny hitia amin'izao mbola tsy mety e
Sao vao maika lasa aretin'andoha
(Ka vao mainka hankarary ny fo)

Iny nge ho'aho mety tsy hanaja anao
Mety tsy hahatsapa ny hamanjanao
Ratsy kokoa noho ny lasanao
Nefa ianao te hanankim-po aminy

Tsy aleonao miandry sitrana tsara e
Tsisy ratram-po, tsy mitia marary e
Ka tsy haiko aloha izany raha mety
Fa tsy voatery hoe hitovy aminahy ny olona rehetra

Io nefa izay mety aminao
Fa raha hoe nenah lou de zao ô.

Tena aleo mihitsy anie ho'aho miandry ny fonao ho sitrana e
Tsy maimaika ny hitia olon-kafa ny tsy hainao fikany e
Ny tsy hainao izy raha mampirafy, tsy hainao ditrany e.
Na vao miampy koa mety ho ratsy noho ilay teo aloha indray ny vitany e


Izay nge ho'aho le olana amy love, love, love, love, love, love.
Izay nge ho'aho le olana amy love, love, love, Tsy mety koahy
Izay nge ho'aho le olana amy love, love, love, love eeh, love, love
Izay nge ho'aho le olana amy love
(Izay nge ho'aho le olana amy love)


Tena aleo mihitsy anie ho'aho miandry ny fonao ho sitrana e
Tsy maimaika ny hitia olon-kafa ny tsy hainao fikany e
Ny tsy hainao izy raha mampirafy, tsy hainao ditrany e.
Na vao miampy koa mety ho ratsy noho ilay teo aloha indray ny vitany e

Izay nge ho'aho le olana amy love, love, love, love, love, love.
Izay nge ho'aho le olana amy love, love, love, Tsy mety koahy
Izay nge ho'aho le olana amy love, love, love, love eeh, love, love
Izay nge ho'aho le olana amy love
(Izay nge ho'aho le olana amy love)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Farao
Vangy : 203
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 16/02/2024 19:20
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.046