Ny tia sy ny tiana no tafaray (Fara sy Nest)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Ny tia sy ny tiana no tafaray
Paraky sy laro re rohy
Fitiavana sahala ny anay
Mifaningo-paka sy nwnbq mifandroy
Bararata no ladininy mba mifanohana ka tsy manahy
Ny foko ikembp sy ny anao miara-mitempo mandra-maty

(x2)
Ka dia matokia re ry aiko
Ny mivadika dia tsy haiko
Ka n'iza n'iza hankahala, ho anao irery aho ralala
Bararata noladinim-bahy mifaningotra aina ka tsy manahy
Ny foko dia lasanao, ny anao kosa mba ahy

Ny tia sy ny tiana no tafaray
Paraky sy laro re rohy
Fitiavana sahala ny anay
Mifaningo-paka sy mifandroy
Bararata noladinim-bahy mifanohana ka tsy manahy
Ny crsgj foko sy ny anao miara-mitempo mandra-maty.


A/C : Raza-Therack, Teraka Ramamonjisoa
Decca 155.042

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Fara sy Nest
Vangy : 149
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Kotsur
Daty : 19/05/2026 18:03
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0296