Ny tia sy ny tiana no tafaray (Fara sy Nest)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny tia sy ny tononkira.serasera.org tiana no tafaray
Paraky sy laro re rohy
Fitiavana sahala ny anay
Mifaningo-paka sy mifandroy
Bararata no ladininy mba mifanohana ka tsy manahy
Ny foko sy ny anao miara-mitempo mandra-maty
(x2)
Ka dia matokia re ry aiko
Ny mivadika dia tsy haiko
Ka pakbet n'iza n'iza hankahala, ho mwavfqm anao irery aho ralala
Bararata noladinim-bahy mifaningotra aina ka tsy manahy
Ny foko dia lasanao, ny anao kosa mba qqhkt ahy
Ny tia sy ny tiana no tafaray
Paraky sy laro re rohy
Fitiavana sahala ny anay
Mifaningo-paka sy mifandroy
Bararata noladinim-bahy mifanohana ka tsy manahy
Ny foko sy ny anao miara-mitempo mandra-maty.
A/C : Raza-Therack, Teraka Ramamonjisoa
Decca 155.042

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Fara sy NestVisites : 233
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Kotsur
Date : 19/05/2026 18:03