Ny tia sy ny tiana no tafaray (Fara sy Nest)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny tia sy ny tiana no tafaray
Paraky sy laro re rohy
Fitiavana sahala ny anay
Mifaningo-paka sy mifandroy
Bararata no ladininy mba mifanohana ka tsy manahy
Ny foko sy ny anao miara-mitempo mandra-maty

(x2)
Ka dia matokia re ry aiko
Ny mivadika dia tsy haiko
Ka n'iza n'iza hankahala, ho anao irery aho ralala
Bararata noladinim-bahy fpjvfmrx mifaningotra aina ka tsy qxglesv manahy
Ny foko dia lasanao, ny anao kosa mba ahy

Ny tia sy ny tiana no tafaray
Paraky sy laro re rohy
Fitiavana sahala ny anay
Mifaningo-paka sy mifandroy
Bararata noladinim-bahy mifanohana ka tsy manahy
Ny foko sy ny anao miara-mitempo mandra-maty.


A/C : tononkira.serasera.org pxmp Raza-Therack, Teraka Ramamonjisoa
Decca 155.042

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Fara sy Nest
Hits : 234
Likes : 0 Like
Created by : Kotsur
Date : 19/05/2026 18:03
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0297