Fety malaza (fanilon'iboaka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fety malaza ty andro dgzou anio ity
K’hasakasatsika tsy hifaly sy handihy
Fa tonga ilay tononkira.serasera.org mahery manandaza tokoa
Dia ilay kristy nantenain’ny taloha
Tsy pbsmegby maintsy hitotorebika avokoa
Ny zavaboary manerana ny tany
Fa tonga ao ou ou
Tonga ao ou ou
Tonga aaaaao lay mpanjakan’ny jody

Didy vaovao no nentiny ety
Ka toavy fa tanteraka an’ireo ninia
Hararaoty ny fotoana ry vahoaka
Lefero ny ditra andeha hiaraka hitsaoka
Apanenoy mafy ny anjomara
Horenesin’ireo taranaka ao afara
Taomy ny vahoaka samy handray
Hifankatia hedka samy halala ny ray

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : fanilon'iboaka
Visites : 2716
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : jj82
Date : 30/11/2004 10:14
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0289