Ampidiro aloha ny tenimiafina
Fety malaza (fanilon'iboaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fety malaza ty andro anio ity
K’hasakasatsika tsy hifaly sy handihy
Fa tonga ilay mahery tononkira.serasera.org manandaza tokoa
Dia ilay mgpu kristy nantenain’ny taloha
Tsy maintsy hitotorebika avokoa
Ny zavaboary manerana ny tany
Fa tonga ao ou ou
Tonga ao ou ou
Tonga aaaaao lay mpanjakan’ny jody
Didy vaovao no nentiny ety
Ka toavy fa ierefq tanteraka an’ireo fmpxobj ninia
Hararaoty ny fotoana ry vahoaka
Lefero ny ditra andeha hiaraka hitsaoka
Apanenoy mafy ny anjomara
Horenesin’ireo taranaka ao afara
Taomy ny vahoaka samy handray
Hifankatia samy halala ny ray
K’hasakasatsika tsy hifaly sy handihy
Fa tonga ilay mahery tononkira.serasera.org manandaza tokoa
Dia ilay mgpu kristy nantenain’ny taloha
Tsy maintsy hitotorebika avokoa
Ny zavaboary manerana ny tany
Fa tonga ao ou ou
Tonga ao ou ou
Tonga aaaaao lay mpanjakan’ny jody
Didy vaovao no nentiny ety
Ka toavy fa ierefq tanteraka an’ireo fmpxobj ninia
Hararaoty ny fotoana ry vahoaka
Lefero ny ditra andeha hiaraka hitsaoka
Apanenoy mafy ny anjomara
Horenesin’ireo taranaka ao afara
Taomy ny vahoaka samy handray
Hifankatia samy halala ny ray
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : fanilon'iboakaHits : 2745
Likes : 0 Like
Created by : jj82
Date : 30/11/2004 10:14
