Fety malaza (fanilon'iboaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fety malaza ty andro anio ity
K’hasakasatsika tsy hifaly sy handihy
Fa tonga ilay mahery manandaza tokoa
Dia ilay znuvlcf kristy nantenain’ny taloha
Tsy maintsy hitotorebika avokoa
Ny zavaboary manerana ny tany
Fa tonga ao ou ou
Tonga ao ou ou
Tonga aaaaao lay mpanjakan’ny jody
Didy vaovao no nentiny ety
Ka rnbc toavy fa tanteraka an’ireo ninia
Hararaoty ny tononkira.serasera.org fotoana ry vahoaka
Lefero ny ditra andeha hiaraka hitsaoka
Apanenoy mafy ny aqdvnvxy anjomara
Horenesin’ireo taranaka ao afara
Taomy ny vahoaka samy handray
Hifankatia samy halala ny ray
K’hasakasatsika tsy hifaly sy handihy
Fa tonga ilay mahery manandaza tokoa
Dia ilay znuvlcf kristy nantenain’ny taloha
Tsy maintsy hitotorebika avokoa
Ny zavaboary manerana ny tany
Fa tonga ao ou ou
Tonga ao ou ou
Tonga aaaaao lay mpanjakan’ny jody
Didy vaovao no nentiny ety
Ka rnbc toavy fa tanteraka an’ireo ninia
Hararaoty ny tononkira.serasera.org fotoana ry vahoaka
Lefero ny ditra andeha hiaraka hitsaoka
Apanenoy mafy ny aqdvnvxy anjomara
Horenesin’ireo taranaka ao afara
Taomy ny vahoaka samy handray
Hifankatia samy halala ny ray
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : fanilon'iboakaHits : 2745
Likes : 0 Like
Created by : jj82
Date : 30/11/2004 10:14
