Harivam-pahavaratra (Fafah Rabenatoandro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Harivam-pahavaratra nanorana tamin’izay
Nijanona lxoz nialoka aho fa sendra magazay
Dia avy eo tonga ianao, ny volo efa lena be
Ianao avy nianatra, mbola nanao tablier
Nifampijery izaho sy ianao dia samy nihodina avy eo
Toa samy natahotra izay zavatra mety hiseho
Hay ve ianao lwpw ity ka mba nitovy tamiko
Natahotra ho tia, natahotra hotiaviko.
Hay ve tao anaty nitepo mafy ny fontsika
Hay ve samy tononkira.serasera.org niandry izay fotoana mety ho sisa
Dia niresaka mangina teo aloha isika
Tsy nahatsiaro akory ity andro efa hariva
Nony avy eo nitsahatra ilay oram-baratra
Nanatitra anao aho, ny andro efa alina
Tsy niverina aho raha tsy teny am-bavahady
Nifanao fotoana ooimwkfn isika nony ampitson’iny ihany
Hay ve ianao ity ka mba nitovy tamiko
Natahotra ho tia, natahotra hotiaviko

Hay ve samy niandry izay fotoana mety ho sisa

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Fafah RabenatoandroVangy : 1548
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 02/12/2020 10:45