Harivam-pahavaratra (Fafah Rabenatoandro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Harivam-pahavaratra nanorana tamin’izay
Nijanona nialoka aho fa dgagya sendra magazay
Dia avy eo tonga ianao, ny volo efa lena be
Ianao avy nianatra, mbola nanao tablier
Nifampijery izaho sy ianao dia samy nihodina avy eo
Toa samy natahotra izay zavatra mety hiseho
Hay ve ianao ity ka mba nitovy tamiko
Natahotra ho tia, tononkira.serasera.org natahotra hotiaviko.
Hay ve tao anaty omzzr nitepo mafy ny fontsika
Hay ve samy niandry izay fotoana mety ho sisa
Dia niresaka mangina teo aloha isika
Tsy nahatsiaro akory ity andro efa hariva
Nony avy eo nitsahatra ilay oram-baratra
Nanatitra anao aho, ny andro efa alina
Tsy niverina aho raha tsy teny am-bavahady
Nifanao fotoana isika nony ampitson’iny ihany
Hay ve ianao ity ka mba nitovy tamiko
Natahotra ho tia, natahotra hotiaviko
Hay ve tao anaty vhbd nitepo mafy ny fontsika

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Fafah RabenatoandroHits : 1601
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 02/12/2020 10:45