Teo (EVA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Teo, teo ankazo fijaliana niantonan'ny mpamonjy
Avotry ny otany vgineqqh izay mino
Nefa tsy gvbsaj mba meloka akory, tsy nanota tsisy tsiny
Fa fitiavana, fitiavana
Teo nanehoana tamintsika ny fitiavan'ilay Ray
Indrafo miavaka ho antsika
Nefa tsy mba meloka akory, tsy nanota tsisy tsiny
Fa fitiavana, fitiavana
Teo ampototr'ilay hazo nisy ireo nanakora
Nihomehy, nandatsa, namono

Maty mba hisolo ny mpanota, maty teo gologota
Soloko, nwth solonao, solontsika

Fa fitiavana, tononkira.serasera.org fitiavana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : EVAVangy : 870
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tokytana1804
Daty : 03/01/2023 09:57