Teo (EVA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Teo, teo ankazo fijaliana niantonan'ny mpamonjy
Avotry ny otany izay mino
Nefa tsy mba meloka akory, tsy nanota tsisy tsiny
Fa fitiavana, fitiavana
Teo nanehoana smqdduc mrlwhwd tamintsika ny fitiavan'ilay Ray
Indrafo miavaka ho antsika
Nefa tsy yrshl mba meloka akory, tsy nanota tsisy tsiny
Fa fitiavana, fitiavana
Teo ampototr'ilay hazo nisy ireo nanakora
Nihomehy, nandatsa, namono
Nefa tsy mba meloka akory, tsy nanota tsisy tsiny
Fa fitiavana, fitiavana
Maty mba hisolo ny mpanota, maty teo gologota
Soloko, solonao, solontsika
Nefa tsy mba meloka tononkira.serasera.org akory, tsy nanota tsisy tsiny

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : EVAVisites : 869
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : tokytana1804
Date : 03/01/2023 09:57