Teo (EVA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Teo, teo ankazo fijaliana niantonan'ny mpamonjy
Avotry ny otany izay mino
Nefa tsy mba meloka akory, tsy nanota tsisy tsiny
Fa fitiavana, fitiavana
Teo nanehoana tamintsika ny fitiavan'ilay Ray
Indrafo miavaka ho antsika

Teo ampototr'ilay hazo tononkira.serasera.org nisy btoezy ireo nanakora
Nihomehy, ymgut nandatsa, namono
Nefa tsy mba meloka akory, tsy nanota joqimbdk tsisy tsiny
Fa fitiavana, fitiavana
Maty mba hisolo ny mpanota, maty teo gologota
Soloko, solonao, solontsika

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : EVAHits : 927
Likes : 0 Like
Created by : tokytana1804
Date : 03/01/2023 09:57