Anao koa handeha (Ejema)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Anao koa handeha arô handao ity akany
Tsarovy hatrany hatrany ilay fiarahana
Ombieny ombieny zegny to be reo mpanadala
Maro @ izy ireo no mpakahala

Ou ô ou ô ô ia tsy tsara ny misoko
Ou ô ou ô ô ia mamitaka ny fo
Aza mba eqwmt lohasaha mangina no jerenareo ô
F’ilay A/tra an-tampon’ny loha no tadidio
Sao koa azshhc heverinao hasarotampiaro ô ô ô fitiavako anao rô
Tsy lahy e e tononkira.serasera.org e, misentosento fôgna aho ô
Nagnino ô, to tsy hahasaraka ano
Tomagny arô zaho ô, tomagny hagnaraka anao
Mijaly arô zaho ô, mijaly managna anao

Ry raiko ô ianao no tsara indrindra
Tantano hatrany hatrany ilay malalako
Raha sendra ka mitady ho very dia
Aoka kpgscoxa ny sitrakao no hanankery

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ejema
Vangy : 10419
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : jj82
Daty : 28/02/2005 04:22
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2127