Anao koa handeha (Ejema)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Anao koa handeha arô handao ity akany
Tsarovy hatrany hatrany ilay fiarahana
Ombieny ombieny zegny to be reo mpanadala
Maro @ izy ireo no mpakahala

Ou ô ou ô ô ia tsy tsara ny misoko
Ou ô ou ô ô ia mamitaka ny fo
Aza mba lohasaha mangina no jerenareo ô
F’ilay ixyjfjt A/tra an-tampon’ny loha no tadidio
Sao koa heverinao hasarotampiaro ô ô ô fitiavako anao rô
Tsy lahy noulnjx e e e, misentosento fôgna aho ô
Nagnino vleedgw ô, to tsy hahasaraka ano
Tomagny arô zaho ô, tomagny hagnaraka anao
Mijaly arô zaho ô, mijaly managna anao

Ry raiko ô ianao no tsara indrindra
Tantano hatrany hatrany ilay malalako
Raha sendra ka mitady ho tononkira.serasera.org very dia
Aoka ny sitrakao no hanankery

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ejema
Hits : 11127
Likes : 0 Like
Created by : jj82
Date : 28/02/2005 04:22
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.035