Manahiragna (Ejema)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O ry tiako ô!
tiàko, tiàko anao.
vinavina efa ecwzk vita
sy masakan' ny foko
ny hangala anao an-tragno

Kinanjo chérie eh!
alahelo no hilazako
Fa efa nandeha tany izahay
tsy nety mamanao ô

refrain: Haiko anao tia zaho ooooo
        eeee roy ye
    tononkira.serasera.org     Kaza adigno atsiagne
        mamanao tsy tia zaho
        Haiko anao malahelo ooooo
      tpurfvl   eeeee roy ye
        Aza mitomany tsiagne
        Mangina wysyr fa tsy avy amiko

O, Hoy zaho malalako ô
aza kivy na entim-po,
Ny vady hono
manam-pandehanagna ohatrohatra,
fa ny havagna tsy azo ariana.

Kanefa tiana ô
tadidio ary aza hadino
misy ohabola-mifanohitra
amin’izegny aminay agny:
"vitam-bady tsy vitan-kavana"

             refrain(2)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ejema
Visites : 20616
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : tahina
Date : 16/12/2002 14:04
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0108