Izany no fitia (Doxie)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Endrika jvsdguf kanto maha te-ho tia
Faniriana vao sy ranomaso
Sento tsy nahy, sentom-pitia
Lasa tsy tana ny fahadiovana
Izany snlvo tononkira.serasera.org no fitia
Ka aza mitomany
Izany no fitia
Ka aza mitomany
Ny tenanao tsy afa-tahotra
Ary ny fo faly sahirana
Aiza ny soa aiza ymqukp ny ratsy
Ny fiainana ho avy no hitsao
Faniriana vao sy ranomaso
Sento tsy nahy, sentom-pitia
Lasa tsy tana ny fahadiovana
Izany snlvo tononkira.serasera.org no fitia
Ka aza mitomany
Izany no fitia
Ka aza mitomany
Ny tenanao tsy afa-tahotra
Ary ny fo faly sahirana
Aiza ny soa aiza ymqukp ny ratsy
Ny fiainana ho avy no hitsao
--------
Rohy:
