Izany no fitia (Doxie)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Endrika kanto maha xgwcofxr te-ho tia
Faniriana vao sy eacbiy ranomaso
Sento tsy nahy, sentom-pitia
Lasa tsy tana ny fahadiovana
Izany no fitia
Ka aza mitomany
Izany no fitia
Ka aza mitomany
Ny tenanao tsy afa-tahotra
Ary ny fo tononkira.serasera.org faly sahirana
Aiza ny soa aiza ny ratsy
Ny fiainana ho avy no lypydswn hitsao
Faniriana vao sy eacbiy ranomaso
Sento tsy nahy, sentom-pitia
Lasa tsy tana ny fahadiovana
Izany no fitia
Ka aza mitomany
Izany no fitia
Ka aza mitomany
Ny tenanao tsy afa-tahotra
Ary ny fo tononkira.serasera.org faly sahirana
Aiza ny soa aiza ny ratsy
Ny fiainana ho avy no lypydswn hitsao
--------
Link:
