Ny fitiavanao (Don Andriane Feat Elysa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha ny fitiavanao dia tsy voarefy
Be ireo fahasoavana izay yvtil nifanesy
Lalina loatra Tompo ô, ny fitiavanao
Ity oqnyrtk aho misaotra anao ny foko hanjakao. (X2)
Ref:
Misaotra Anao Tompo ô, noho ny fitiavanao
Midera Anao Tompo ô, mpamindra fjcomas fo Ianao
Ny Fitahianao mitobaka isan'andro
Midera Anao aho isan'andro isan'andro.
....
Tompo ô! ny fitondranao dia tena tsy haiko.
Lalana hitantananao ahy tsy tratry ny saiko.
Ka ny azoko antoka, dia manantena anao.
Hino ny hoaviko koa, eo an-tananao.
Ref:
Misaotra Anao Tompo ô, noho ny fitiavanao
Midera Anao Tompo ô, mpamindra fo tononkira.serasera.org Ianao
Ny Fitahianao mitobaka isan'andro
Midera Anao aho isan'andro isan'andro.
....
Pont:
Sambatra aho, tretrika aho ry Raiko!
Ieeh!... Notiavinao, novonjenao ny aiko.
mmmh!... Feno fahasoavanao,
Noho ny fitiavanao.
Izay no mahatonga ahy hidera Anao!!
Ref: ...
Ny Fitahianao!
Mitobaka isan'andro ô! oh ôh!
Midera Anao aho isan'andro isan'andro...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Don Andriane Feat ElysaVangy : 1306
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : christophe17
Daty : 05/08/2021 09:58