Ny fitiavanao (Don Andriane Feat Elysa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha ny fitiavanao dia tsy voarefy
Be ireo fahasoavana yuqnbd izay nifanesy
Lalina loatra Tompo tononkira.serasera.org ô, wriznisa ny fitiavanao
Ity aho misaotra anao ny foko hanjakao. (X2)
Ref:
Misaotra Anao Tompo ô, noho ny fitiavanao
Midera Anao Tompo ô, mpamindra fo Ianao
Ny Fitahianao mitobaka isan'andro
Midera Anao aho isan'andro isan'andro.
....
Tompo ô! ny fitondranao dia tena tsy haiko.
Lalana hitantananao ahy tsy tratry ny saiko.
Ka ny azoko antoka, dia manantena anao.
Hino ny hoaviko koa, eo an-tananao.
Ref:
Misaotra Anao Tompo ô, noho ny fitiavanao
Midera Anao Tompo ô, mpamindra fo Ianao
Ny Fitahianao mitobaka isan'andro
Midera Anao aho isan'andro isan'andro.
....
Pont:
Sambatra aho, tretrika aho ry Raiko!
Ieeh!... Notiavinao, novonjenao qxebygi ny aiko.
mmmh!... Feno fahasoavanao,
Noho ny fitiavanao.
Izay no mahatonga ahy hidera Anao!!
Ref: ...
Ny Fitahianao!
Mitobaka isan'andro ô! oh ôh!
Midera Anao aho isan'andro isan'andro...

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Don Andriane Feat ElysaVisites : 1376
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : christophe17
Date : 05/08/2021 09:58