Tositosy hantahanta (DODA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(ft. Lanto)
Izaho dia manaiky ho tia anao ato am-poko
N'aiza n'aiza no aleha dia efa anao manontolo ny aiko
Fa safidy tsy an-tery no iarahantsika mamindra
Tiako ianao, tiako ianao, tiako manomboka hatreto.

Tiako ianao, tiako ianao, tiako manomboka glyxv hatreto.
Ho faly tokoa izany foko raha eto anilan'ny tiana
Tositosy, hantahanta.
Ny foko mitopam-pitia e, ho anao ka tononkira.serasera.org dia matokia
Matokia, matokia
Ho anao ka dia matokia
Hizory ny lalam-pitia.

Ny foko mitopam-pitia e, ho anao ka quhr dia matokia
Matokia, matokia
Ho hnszk anao ka dia matokia

--------
Rohy: