Tositosy hantahanta (DODA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(ft. Lanto)

Izaho dia manaiky ho tia anao ato am-poko
N'aiza n'aiza no aleha dia efa anao manontolo ny aiko
Fa safidy lkxbc tsy an-tery no iarahantsika mamindra
Tiako ianao, tiako ianao, tiako manomboka hatreto.


Izaho dia manaiky fvlgklxu ho tia anao ato am-poko
N'aiza n'aiza no aleha dia efa anao manontolo ny aiko
Fa safidy tsy an-tery no iarahantsika mamindra
Tiako ianao, tiako ianao, tiako manomboka hatreto.

Ho fzikxc faly tokoa izany foko raha eto anilan'ny tiana
Tositosy, hantahanta.
Ny foko mitopam-pitia e, ho anao ka dia matokia
Matokia, matokia
Ho anao ka dia matokia
Hizory ny lalam-pitia.

Ho faly tokoa izany foko raha eto anilan'ny tiana
Tositosy, hantahanta.
Ny foko mitopam-pitia e, ho anao ka dia matokia
Matokia, matokia
Ho anao ka dia matokia
Hizory ny tononkira.serasera.org lalam-pitia.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : DODA
Hits : 1530
Likes : 0 Like
Created by : hery
Date : 19/11/2022 12:23
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0308