DADA (DODA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dada tiana sy lalaina
Ianao nitantana ahy
Sy nampianatra ahy tononkira.serasera.org hisaina
Hahay hitandro ny fanahy
He tsaroako am-po tokoa
Ny tambitambinao fahiny
Ny kapoka nataonao koa
Mamy ireny cdhi ankehitriny.
Ireny ditra sy hadalako
Hadinoy raha sitrakao
Mamelà assrj ny fahotako
Hoy ny iccqou hantan-janakao
Tsy hamerina ireny
No fikasana faniriana
Hamelo-maso anao ombieny
No tarigetrako ao aoriana.
Ianao nitantana ahy
Sy nampianatra ahy tononkira.serasera.org hisaina
Hahay hitandro ny fanahy
He tsaroako am-po tokoa
Ny tambitambinao fahiny
Ny kapoka nataonao koa
Mamy ireny cdhi ankehitriny.
Ireny ditra sy hadalako
Hadinoy raha sitrakao
Mamelà assrj ny fahotako
Hoy ny iccqou hantan-janakao
Tsy hamerina ireny
No fikasana faniriana
Hamelo-maso anao ombieny
No tarigetrako ao aoriana.
--------
Rohy:
